Mifandraisa amin'olona, toerana, ary kolontsaina, tsy misy sakana ara-pitenenana

Mandikà teny amin'ny alalan'ny fakan-tsarinao

Atondroy fotsiny ny fakan-tsarinao ary adikao teny eo no ho eo izay hitanao

Tsy misy aterineto ? Tsy olana.

Misintona fiteny iray handikana teny tsy ilana fandrohy aterineto

Miresaha

Miresaha amin'olona izay miteny fiteny hafa

Finday Pixel maneho lalan-kely ho an'ny bisikileta misy ny teny hoe "Stop !" nadika avy amin'ny teny Japoney mankany amin'ny teny Anglisy, miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary Finday Pixel maneho ny lefanasa Sintonina ivelan-jotra an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary Finday Pixel maneho ny lefanasa Resaka an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary

Mandikà lahateny eo no ho eo

Alefaso ny Avadika ho soratra hahazoana izay voalaza

Adikao teny avy amin'ny fampiharana tsy mifidy

Na inona na inona fampiharana ampiasainao dia adikao fotsiny ny lahatsoratra ary kitiho handikan-teny azy

Manorata, mitenena, na soraty tanana

Mampidira feo na manorata tanana tarehin-tsoratra na teny tsy zakan'ny kitendrinao

Finday Pixel maneho ny lefanasa Avadika ho soratra an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary Finday Pixel maneho ny lefanasa Kitiho raha handika an'ny Dikanteny, miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary Finday Pixel maneho ny lefanasa Sora-tanana an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary

Voatahiry

Fandikan-teny tahirin-kevitra

Fandikan-teny tranonkala

Tehirizo ny dikanteninao

Midira haingana amin'ny teny na andian-teny avy amina fitaovan-tserasera tsy mifidy amin'ny alalan'ny fitehirizana azy

Solosaina aseho an-tsary maneho ny lefanasa Bokin-tambateny an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary

Inona no ao anatin'io tahirin-kevitra io ?

Ampakaro ny takelakao handikana teny azy amin'ny fomba mahagaga eo amin'ny toerany, tsy misy very ny fiendriny

Solosaina aseho an-tsary maneho ny lefanasa Fandikan-teny tahirin-kevitra an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary

Handika teny tranonkala

Mila mandika teny pejin-tranonkala iray manontolo ? Ampidiro fotsiny ny URL handikana teny pejin-tranonkala iray manontolo.

Solosaina aseho an-tsary maneho ny lefanasa Fandikan-teny tranonkala an'ny Dikanteny miaraka amina kisarikely fanohanana sy bika fanehoana an-tsary

Hanandrana ny Dikanteny Google

Manomboha mampiasa ny Google Dikanteny ao amin'ny fitetezan-tranonkalanao. Na hotoy ny kaody QR eto ambany hisintonana ilay fampiharana hampiasana azy amin'ny fitaovan-tseraseranao.

Sintony ilay fampiharana hizahana an'izao tontolo izao sy hifaneraserana amin'ny olona amin'ny fiteny isan-karazany.

Haka ilay fampiharana