Mifandraisa amin'olona, toerana, ary kolontsaina, tsy misy sakana ara-pitenenana
Mandikà teny amin'ny alalan'ny fakan-tsarinao
Atondroy fotsiny ny fakan-tsarinao ary adikao teny eo no ho eo izay hitanao
Tsy misy aterineto ? Tsy olana.
Misintona fiteny iray handikana teny tsy ilana fandrohy aterineto
Miresaha
Miresaha amin'olona izay miteny fiteny hafa



Mandikà lahateny eo no ho eo
Alefaso ny Avadika ho soratra hahazoana izay voalaza
Adikao teny avy amin'ny fampiharana tsy mifidy
Na inona na inona fampiharana ampiasainao dia adikao fotsiny ny lahatsoratra ary kitiho handikan-teny azy
Manorata, mitenena, na soraty tanana
Mampidira feo na manorata tanana tarehin-tsoratra na teny tsy zakan'ny kitendrinao



Voatahiry
Fandikan-teny tahirin-kevitra
Fandikan-teny tranonkala
Tehirizo ny dikanteninao
Midira haingana amin'ny teny na andian-teny avy amina fitaovan-tserasera tsy mifidy amin'ny alalan'ny fitehirizana azy
Inona no ao anatin'io tahirin-kevitra io ?
Ampakaro ny takelakao handikana teny azy amin'ny fomba mahagaga eo amin'ny toerany, tsy misy very ny fiendriny
Handika teny tranonkala
Mila mandika teny pejin-tranonkala iray manontolo ? Ampidiro fotsiny ny URL handikana teny pejin-tranonkala iray manontolo.
Hanandrana ny Dikanteny Google
Manomboha mampiasa ny Google Dikanteny ao amin'ny fitetezan-tranonkalanao. Na hotoy ny kaody QR eto ambany hisintonana ilay fampiharana hampiasana azy amin'ny fitaovan-tseraseranao.
Sintony ilay fampiharana hizahana an'izao tontolo izao sy hifaneraserana amin'ny olona amin'ny fiteny isan-karazany.