Hatsarao ny Fandikan-teny Google

Fanatsarana ny Dikanteny

Hanampy hanatsara ny Dikanteny Google ho an'ny fiteny ampisainao. Mandraisa anjara amin'ny Fianakavian'ny Dikanteny mba hanampiana ny olona manerana izao tontolo izao hahatakatra tsara kokoa ny fiteninao.

HANOMBOKA

Mandraisa anjara amin'ny Dikanteny Google

Fenoy-ny-banga na safidy-maro

Asehonay fehezan-teny iray ianao, dia omenao ny dikan-teny. Na raha hisafidy dikan-teny fotsiny ianao, dia asehonay ny safidy misy, dia lazainao na marina io na diso.

Get Recognized

Hahazo fankatoavana sy hanangona karatra famantarana

Mpanohana, Klioba 100, ary mihoatra: isaky ny manampy ianao dia manakaiky ny karatra famantarana manaraka.

Bring languages to life

Mitondra aina ho an'ny fiteny

Ampahany misongadina amin'ny dingana natao hamapiana fiteny vaovao ao amin'ny Dikanteny Google ny Fianakavian'ny Dikanteny. Raha mampiasa fiteny iray iasanay ianao, dia afaka manampy anay hanampy teny ao.