Venosy (planeta)

(tonga teto avy amin'ny Venosy)

I Venosy (marika: ♀) dia ny fajiry na planeta faharoa mihodikodina manodidina ny Masoandro. Ny halavirany amin' ny Masoandro dia 108 tapitrisa km. Noho ny hatevin' ny sosondrivony sy noho ny fahafahany mitazona hafanana dia eo amin' ny 465 °C hatramin' ny 490 °C ny mari-pana eo amin' ny trôpôsferan'ilay fajiry.

Ny fajiry Venosy.

Ny tsindry amin' ny faritra ambanin' ny trôpôsfera dia eo amin' ny 92 bar (in-92n' ny tsindrin' ny soson-drivotry ny tany), 95 % ny tahan' ny diôksida karbônan' ilay soson-drivotra.

Ny herin-kazavany dia eo amin' ny -4,6.

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.