Hot money, cold beer: Navigating the vanilla and rosewood export economies in northeastern Madagascar
ABSTRACT
enSince 2000 northeastern Madagascar's subsistence-based communities have registered record profits thanks to a boom in vanilla and rosewood exports. Yet, rather than saving or investing these returns, much of the local earnings were spent in “hot money” sprees on cold beer, gambling, and other forms of immediate consumption. Far from being illogical or unproductive, hot-money spending and other practices associated with export economies help local communities navigate the volatility of global markets and domesticate foreign demands. Although these tactics come from the margins of global capitalism, they represent an acute cultural expression of some of the most sophisticated dynamics found at its core. [export economies, money, tactics, globalization, consumption, vanilla, rosewood, Madagascar]
Abstrakt
daNanomboka ny taona 2000, dia neken'ny vondrom-piarahamonina monina ao avaratra atsinananan'i Madagasikara ny tombom-barotra noho fandrosoan'ny fanondranana ny lavany sy ny bolabola “bois de rose.” Na izany aza, tsy ny fitehirizana na fampiasana ireo tamberina ireo, ny ankamaroan'ny vola miditra ao an-toerana dia lasa “vola mafana” ka lanilany amin'ny toaka labiera mangatsiaka “la bière froide”, ny filokana, ary fandaniana avy atrany amin'ny endrika maro samy hafa. Ny fandaniana tsy mendrika na tsy tokony ho izy, ny fandaniam-bola be loatra “vola mafana” sy ny fanao hafa mifandraika amin'ny toekarena dia manampy ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana mivezivezy manerantany ny tsy fampian'ny tsena iraisam-pirenana. Na dia avy amin'ny izy ireo kapitalisma manerantany aza ireo tetika ireo, dia maneho ny fanehoana ara-kolotsaina sasantsasany amin'ny dingana saro-bidy indrindra hita ao amin'ny fototr'izireo. [fitsitsiam-bolan'ny fanondranana, vola, tetika, fanatontoloana, fanjifana, lavany, hazovola, Madagasikara]